Popup

Mada-rpzt
erIck loVe ODIaina de Ricky

Track number Title Rank Plays Download Add to my blog Actions
1 erIck loVe ODIaina de Ricky
359 plays
2 Shyn -Anao ma fami <3
700 plays
3 Landy Je t'aime <3333
238 plays
4 REHEFA TIA
1,412 plays

You do not have the correct Flash version to use the Skyrock Music player.
Click here to install Flash.

MP3 : erIck loVe ODIaina de Ricky (2008)

                                                                   erIck loVe ODIaina de Ricky (2008)

[ Listen to this track ] [ Add this track to my blog ]

  • Title: erIck loVe ODIaina de Ricky
  • Year: 2008

Lyrics:

Efa nataoko daholo, izay mety nahasoa anao manontolo
Dia tena nomeko avokoa, ireo vokatry ny fanahy sy ny vokatry ny fo
Efa lasanao ts'isy fetra, ireo tontolo misy ahy izy rehetra rehetra

Efa nataoko tsisy diso, izay hahasambatra anao na androany na ampitso
Dia tena nataoko izay nety, na tamin'ny andro tsotra io na tamin'ny andronao fety
Efa nekeko foana ho a, f' izay misy anao tsy maintsy misy ahy

Tsy mifidy tontolo aho hitiavako anao ôôô
Izaho tsy sarotiny amin'izany raha ho anao ôôô
Tsy mifidy tontolo aho hitiavako anao ôôô
Izaho tsy sarotiny amin'izany raha hahasambatra anao eeee

Efa nataoko tonga hira, hira sarobidy ho tsara tahiry
Dia nanaovanao soraty, na ho anao any na ho anay aty
Efa nanamboarako hira, ho anao irery ho teny manan-jina

Efa natokako ho anao, ireo tontolo tsy hita maso hilalaovanao
Tena fitia vita sorona, nefa ianao tsy mino fa mbola namorona,
Dia niara-nanao velirano, fa tsy hanotafady n'inon'inona mandalo (2)

Tsy nifidy tontolo aho hitiavako anao ôôô
Izaho tsy sarotiny amin'izany raha ho anao ôôô
Tsy mifidy tontolo aho hitiavako anao ôôô
Izaho tsy sarotiny amin'izany raha hahasambatra anao eeeee

Fa isika moa efa niara-nanaiky,
Fa hifanome tanana raha sanatria misy taraiky
Dia efa nekenao daholo, tsy mifidy tontolo ôôô
Dia efa nekenao ilay velirano, ody aina, ilay velirano ody aina ee!

Efa nataoko izay nety (4)
[ Dash a comment ] [ No comments ]

# Posted on Monday, 01 December 2008 at 1:48 PM

MP3 : Landy Je t'aime <3333 (2008)

Landy Je t'aime <3333 (2008)

[ Listen to this track ] [ Add this track to my blog ]

  • Title: Landy Je t'aime <3333
  • Year: 2008
[ Dash a comment ] [ No comments ]

# Posted on Monday, 29 September 2008 at 1:46 PM

MP3 : Shyn -Anao ma fami <3 (2008)

Shyn -Anao ma fami <3 (2008)

[ Listen to this track ] [ Add this track to my blog ]

  • Title: Shyn -Anao ma fami <3
  • Year: 2008

# Posted on Sunday, 21 September 2008 at 6:03 AM

na eto na any (2008)

na eto na any (2008)

# Posted on Monday, 15 September 2008 at 3:25 PM

Edited on Wednesday, 05 November 2008 at 6:42 AM

Kim ft Marion/Malahelo / LaNdY MALAHELO ?<333 (2008)

Kim ft Marion/Malahelo  / LaNdY MALAHELO ?<333 (2008)

# Posted on Thursday, 14 August 2008 at 9:45 AM

Edited on Friday, 22 August 2008 at 6:54 AM